Isaia 5:4 MG1865

4 Inona moa no mbola azo natao tamin'ny tanim-boaloboko, Ka tsy efa nataoko taminy? Koa raha nanantena azy hamoa voaloboka tsara Aho, Nahoana no namoa voalobo-dratsy izy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:4 amin'ny teny manodidina.