Isaia 5:5 MG1865

5 Koa noho izany dia aoka hambarako anareo izay hataoko amin'ny tanim-boaloboko: Hesoriko ny fefy tsilony, ka dia holevonina izy; Ary harodako ny fefy vatony, ka dia ho voahitsakitsaka izy;

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:5 amin'ny teny manodidina.