Isaia 5:7 MG1865

7 Fa ny taranak'i Isiraely no tanim-boalobok'i Jehovah, Tompon'ny maro, Ary ny lehilahy amin'ny Joda no voly tiany; Dia nanantena fitsarana marina Izy, kanjo fandatsahan-drà; Niandry fahamarinana Izy, kanjo, indro, fitarainana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:7 amin'ny teny manodidina.