Isaia 5:8 MG1865

8 Lozanareo izay mangorona trano lalandava Sady mampiharo vala ny saha amin'ny saha, Ambara-paha-tsy hisy hitoeran'ny sasany intsony, Mba ho tonga mponina manirery eo amin'ny tany ianareo!

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:8 amin'ny teny manodidina.