Isaia 50:7 MG1865

7 Fa Jehovah Tompo no hamonjy Ahy, ka dia tsy resin-kenatra Aho; Ary efa nohamafisiko ho tahaka ny afovato ny tavako, ka fantatro fa tsy ho menatra Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:7 amin'ny teny manodidina.