Isaia 50:8 MG1865

8 Efa akaiky Izay manamarina Ahy: Iza no hiady amiko? Andeha hiara-mitsangana isika; iza no manana ady amiko? Aoka izy ho avy amiko.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:8 amin'ny teny manodidina.