9 Indro, Jehovah Tompo no hamonjy ahy; koa iza no hanameloka ahy? Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin'ny kalalao izy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 50
Jereo Isaia 50:9 amin'ny teny manodidina.