Isaia 51:1 MG1865

1 Mihanoa Ahy, ianareo izay miezaka mitady fahamarinana, dia izay mitady an'i Jehovah: Tsarovy ny vatolampy izay nakana anareo sy ny ati-lavaka izay nihadiana anareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:1 amin'ny teny manodidina.