Isaia 50:11 MG1865

11 He! ianareo rehetra izay mampirehitra afo sy mifehy kilalaon'afo manodidina anareo, mandehana amin'ny lelafonareo sy amin'ny zana-tsipìka misy afo, izay narehitrareo. Izao no hanjo anareo avy amin'ny tanako: Handry amin'ny fahoriana ianareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:11 amin'ny teny manodidina.