Isaia 51:15 MG1865

15 Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarako.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:15 amin'ny teny manodidina.