Isaia 51:16 MG1865

16 Ary nataoko eo am-bavanao ny teniko, ary ao amin'ny aloky ny tanako no nanaronako anao, hanao ny lanitra sy hanorina ny tany Aho ary hanao an'i Ziona hoe: Oloko ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:16 amin'ny teny manodidina.