Isaia 51:18 MG1865

18 Tsy misy mitondra azy ny zananilahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zananilahy rehetra izay notezainy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:18 amin'ny teny manodidina.