Isaia 51:19 MG1865

19 Izao zavatra roa Izao no hanjo anao (Iza no hanony ny alahelonao?): Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra, koa hataoko ahoana no fampionona anao?

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:19 amin'ny teny manodidina.