Isaia 51:20 MG1865

20 Ny zanakao-lahy efa reraka, ka miapokapoka eny an-joron-dalambe rehetra eny izy, tahaka ny diera ao anatin'ny fandrika harato eny, tahaka ny olona rakotry ny fahatezeran'i Jehovah sy ny teny mafy ataon'Andriamanitrao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 51

Jereo Isaia 51:20 amin'ny teny manodidina.