Isaia 52:8 MG1865

8 Injany ny feon'ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita mifanatri-maso ny hodian'i Jehovah ho any Ziona.

Vakio ny toko manontolo Isaia 52

Jereo Isaia 52:8 amin'ny teny manodidina.