Isaia 52:9 MG1865

9 Velomy ny hoby, ry fitoeran-drava any Jerosalema; Fa Jehovah efa nampionona ny olony sady efa nanavotra an'i Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Isaia 52

Jereo Isaia 52:9 amin'ny teny manodidina.