5 Fa ny Mpanao anao no Vadinao, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao, Andriamanitry ny tany rehetra no anarany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 54
Jereo Isaia 54:5 amin'ny teny manodidina.