Isaia 54:6 MG1865

6 Fa Jehovah efa nampody anao, izay tahaka ny vady efa nafoy ka ory am-panahy, ary tahaka ny vady efa novadina hatry ny fony mbola tanora, fa efa napetraka, hoy Andriamanitrao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:6 amin'ny teny manodidina.