8 Tamin'ny firehetan'ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipi-maso monja, fa amin'ny famindram-po mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy Jehovah, Mpanavotra anao.
Vakio ny toko manontolo Isaia 54
Jereo Isaia 54:8 amin'ny teny manodidina.