Isaia 54:9 MG1865

9 Fa amiko izany dia tahaka ilay ranon'i Noa, ka toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon'i Noa. Dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao intsony Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 54

Jereo Isaia 54:9 amin'ny teny manodidina.