Isaia 56:3 MG1865

3 Ary aoka ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah tsy hanao hoe: Hesorin'i Jehovah tsy ho isan'ny olony tokoa aho; Ary aoka ny ionoka tsy hanao hoe: Indro, hazo maina aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:3 amin'ny teny manodidina.