Isaia 56:2 MG1865

2 Sambatra ny zanak'olombelona izay manao izany, ary ny zanak'olona izay mitana izany, dia izay mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady miaro ny tanany tsy hanao izay ratsy akory.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:2 amin'ny teny manodidina.