Isaia 56:1 MG1865

1 Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:1 amin'ny teny manodidina.