Isaia 55:13 MG1865

13 Ny hazo kypreso haniry ho solon'ny tsilo, ary ny rotra ho solon'ny sampivato; ary ho anarana ho an'i Jehovah izany, dia ho famantarana mandrakizay izay tsy hesorina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:13 amin'ny teny manodidina.