Isaia 56:5 MG1865

5 Dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an'ny zanakalahy sy ny zanakavavy; dia anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:5 amin'ny teny manodidina.