Isaia 56:6 MG1865

6 Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah mba ho mpanompony dia izay rehetra mitandrina ny Sabata ka tsy manao azy ho tsy masina sady mitana ny fanekeko

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:6 amin'ny teny manodidina.