Isaia 56:7 MG1865

7 Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 56

Jereo Isaia 56:7 amin'ny teny manodidina.