Isaia 57:10 MG1865

10 Noho ny halavitry ny nalehanao dia sasatra ianao, nefa ianao tsy niteny hoe: kivy aho izany! Nahazo aina ny tananao, ka dia tsy nahatsiaro reraka ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:10 amin'ny teny manodidina.