Isaia 57:11 MG1865

11 Ary iza no nahinao sy natahoranao, no dia nandainga ianao ka tsy nahatsiaro ahy na nandatsaka am-po? Moa tsy efa nangina va Aho hatrizay hatrizay? Ka dia tsy natahotra Ahy ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:11 amin'ny teny manodidina.