18 Efa nahita ny lalany Aho, nefa hahasitrana azy ihany, dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin'ny malahelo ao aminy,
Vakio ny toko manontolo Isaia 57
Jereo Isaia 57:18 amin'ny teny manodidina.