Isaia 57:19 MG1865

19 Dia Izaho Izay mahary ny vokatry ny molotra: Fiadanana, fiadanana ho an'izay lavitra sy ho an'izay akaiky! hoy Jehovah, ka dia hahasitrana azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:19 amin'ny teny manodidina.