Isaia 57:20 MG1865

20 Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara, eny, tsy mety tafatoetra izy, ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 57

Jereo Isaia 57:20 amin'ny teny manodidina.