Isaia 58:11 MG1865

11 Ary Jehovah hitari-dalana anao mandrakariva sady hahavoky ny fanahinao ao amin'ny tany karankaina aza sy hampahatanjaka ny taolanao; dia ho tahaka ny saha vonton-drano ianao sy ho tahaka ny loharanao miboiboika izay tsy mety ritra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:11 amin'ny teny manodidina.