Isaia 58:10 MG1865

10 Ary afoinao ho an'ny noana izay hanina tianao, ka mahavoky ny ory ianao, dia hiposaka ao amin'ny maizina ny fahazavanao, ary ny aizim-pitonao ho tahaka ny mitataovovonana;

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:10 amin'ny teny manodidina.