Isaia 58:9 MG1865

9 Ary amin'izany dia hiantso ianao, ary Jehovah hamaly; Eny, hanandratra ny feonao ianao, ary Izy hanao hoe: Inty Aho. Raha esorinao tsy ho eo aminao ny zioga sy ny fanondroan'ny fanondro sy ny fitenenan-dratsy,

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:9 amin'ny teny manodidina.