Isaia 58:3 MG1865

3 Nahoana izahay no mifady, hoy izy, nefa tsy hitanao ? Ary nahoana izahay no mampahory ny tenanay, nefa tsy ahoanao? Indro fa amin'ny andro fifadianareo aza dia mbola ny tianareo ihany no ataonareo, ary ny mpiasa rehetra ao aminareo dia ampahorinareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 58

Jereo Isaia 58:3 amin'ny teny manodidina.