4 Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton'ny ifadianareo ary ny hamely amin'ny totohondrin'ny faharatsiana; Izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin'ny avo.
Vakio ny toko manontolo Isaia 58
Jereo Isaia 58:4 amin'ny teny manodidina.