Isaia 59:11 MG1865

11 Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:11 amin'ny teny manodidina.