Isaia 59:12 MG1865

12 Fa efa betsaka eo anatrehanao ny fiodinanay, ary ny fahotanay miampanga anay; eny, tsaroanay ny fahadisoanay, ary ny helokay dia fantatray,

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:12 amin'ny teny manodidina.