Isaia 59:14 MG1865

14 Nahemotra ny rariny, ary mijanon-davitra ny hitsiny; fa tafintohina eny an-kalalahana ny fahamarinana, ary ny hitsim-po tsy mahazo miditra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:14 amin'ny teny manodidina.