Isaia 59:15 MG1865

15 Eny, tsy eo ny fahamarinana; ary izay mifady ny ratsy dia hoatra ny manolo-tena hobabom'ny sasany. Ary hitan'i Jehovah ny tsi-fisian'ny rariny, ka nataony fa ratsy izany;

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:15 amin'ny teny manodidina.