3 Fa ny tananareo dia voaloto amin'ny rà, ary ny rantsan-tananareo amin'ny heloka; ny molotrareo miteny lainga, ny lelanareo mibedibedy faharatsiana.
Vakio ny toko manontolo Isaia 59
Jereo Isaia 59:3 amin'ny teny manodidina.