Isaia 59:4 MG1865

4 Tsy misy mitory olona araka ny fahamarinana, na mandahatra ny rariny araka izay mahatoky; matoky ny tsy izy sy miteny zava-poana izy; Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:4 amin'ny teny manodidina.