Isaia 59:9 MG1865

9 Ary noho izany dia lavitra antsika ny rariny, ary ny fahamarinana tsy mahatratra antsika; miandry ny mazava isika, nefa indro ny maizina, ary fahazavana, fa mbola ao amin'ny aizim-pito ihany no andehanantsika.

Vakio ny toko manontolo Isaia 59

Jereo Isaia 59:9 amin'ny teny manodidina.