Isaia 60:13 MG1865

13 Ny voninahitr'i Libanona ho tonga aminao, ny hazo kypreso sy ny pina ary ny bokso koa handravahana ny fitoerako masina, ary hasiako voninahitra ny fitoeran-tongotro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:13 amin'ny teny manodidina.