Isaia 60:14 MG1865

14 Ny zanak'izay nampahory anao dia handeha hiondrika eo anatrehanao, ary hiankohoka amin'ny faladianao izay rehetra nanamavo anao; ary izy hanao anao hoe Tanànan'i Jehovah, Zionan'ny Iray Masin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:14 amin'ny teny manodidina.