Isaia 60:16 MG1865

16 Ary hinono amin'ny jentilisa ianao sady hinono amin'ny mpanjaka; ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin'i Jakoba no Mpanavotra anao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:16 amin'ny teny manodidina.