Isaia 60:17 MG1865

17 Hahatonga volamena Aho ho solom-barahina, ary hahatonga volafotsy ho solom-by, ary varahina ho solon-kazo, ary vy ho solom-bato; ny fiadanana no hataoko fanapahana anao, ary ny fahamarinana no ho mpampiasa anao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:17 amin'ny teny manodidina.