Isaia 60:2 MG1865

2 Fa, indro, ny aizina manarona ny tany, ary ny aizim-pito manarona ny firenena; fa aminao kosa no iposahan'i Jehovah, ary aminao no isehoan'ny voninahiny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:2 amin'ny teny manodidina.