Isaia 60:3 MG1865

3 Ary ny firenena manatona ny fahazavanao, ary ny mpanjaka mankeo amin'ny famirapiratan'ny fiposahanao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:3 amin'ny teny manodidina.